Farihimena

Avy amin'i Wikipedia

I Farihimena dia tanàna ao avaratr' Antsirabe, 24 km avy ao Betafo ao amin' ny faritra Vakinankaratra, ao amin' ny faritanin' Antananarivo. Tantsaha ny ankamaroan' ny mponina. Ao no misy ny tobilehibe Farihimena naorin-dRakotozandry Daniel, izay mahataona mpanao fivahiniana masina maro isan-taona.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]