Hankany amin'ny vontoatiny

Farifotra

Avy amin'i Wikipedia
Xanthomixis zosterops

Ny farifotra na farifitra dia karazam-boronkely maro, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara, ao amin' ny fianakaviana Bernieridae. Tsy tokana ny karazam-boronkely atao amin' ny teny malagasy hoe farifotra na farifitra fa maromaro, ka anisan' izany ireto manaraka ireto:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]