Hankany amin'ny vontoatiny

Fanjakana mahafaly

Avy amin'i Wikipedia

Ny fanjakana mahafaly dia anisan' ny vondrona pôlitika nentim-paharazana tany atsimo-andrefan' i Madagasikara. Ny Mahafaly dia nanangana fanjakana kely mahaleo tena maromaro talohan' ny fanjanahantany. Tamin’ ny taonjato faha-19 dia nizara ho fanjakana dimy ny tanin’ ny Mahafaly, ka ireto avy izany: