Fanisana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Fanisana dia faritry ny siansa teôrika vita amin'ny fizohinkevitra lôjika ambon'ny kaonsepta ohatran'ny isa, ny endrika, ny rafitra sy ny voatra. Ny fanisana midika koa ny faritra ny fitadiavana mahangeza ny fahaizana.
Miavaka amin'ny siansa afa ny fanisana amin'ny fijereny manokana amin'ny zava-misy. Ara-tsaina be mihintsy ny fanisàna.
Tantara[hanova | hanova ny fango]

Mety efa nampivelatra ny fahefany amin'ny fanisana ny olombelona taloha ny fisian'ny fanoratana. Hita tany Ishango tany fa efa nanana fahefana ara-panisàna ny olom-belona efa nisy 20.000 taona izay[1].
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Kibay n'Ishango - ISB. archived from the original on 2007-02-28 Retrieved on 2009-05-02.