Hankany amin'ny vontoatiny

Fandriandambo

Avy amin'i Wikipedia

Ny fandriandambo dia zavamaniry roa samy hafa izay miseho amin' ny endrika hazobotry misy tsilo na kirihitra. Izy ireo dia malaza amin' ny fampiasana azy amin' ny fitsaboana nentim-paharazana, manome hery manaitaitra, ahafahana manao asa mafy. Any amin' ny faritra atsimo no ahtana azy roa ireo eto Madagasikara: Avy amin' ny fiheverana azy ireo ao amin' ny kolontsaina malagasy ho fatorian' ny lambo ny anaran' izy ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]