Hankany amin'ny vontoatiny

Fandray vovobony

Avy amin'i Wikipedia
Fandray vovobony (na "stigmate" amin' ny teny frantsay)

Ny fandray vovobony dia ny tendron' ny singam-bavimbony iray, na ny an' ny singam-bavimbony maro mitambatra mamorona ny vavimbony amin' ny vonin-javamaniry. Ny asan' ny fandray vovobony dia ny mamandrika ny vovobony mandritra ny famindrana vovobony avy amin' ny lahimbony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]