Fanasokajiana APG III
Fiseho
Ny Fanasokajiana APG III (2009) dia ny fanamboarana fahatelo nampihrina amin' ny fanasokajiana bôtanika filôjenetika ny zavamaniry mamony (Angiospermae) nataon' ny ny Angiosperm Phylogeny Group. Izy io dia fanavaozana ny fianakavian' ny zavamaniry mamony ao amin' ny Fanasokajiana filôjenetika APG II (2003). Nohavaozina bebe kokoa ao amin' ny Fanasokajiana filôjenetika APG IV (2016) izy io ankehitriny. Tahaka ny Fanasokajiana filôjenetika APG (1998) sy ny Fanasokajiana filôjenetika APG II (2003), dia miorina amin' ny fototarazo klôrôplastika roa sy fototarazo nokleary ribôzômika iray io fanasokajiana io, saingy nofenoina amin' ny angona hafa ireo angona ireo dia amin' ny tranga sasany .