Hankany amin'ny vontoatiny

Fanasokajiana APG II

Avy amin'i Wikipedia

Ny Fanasokajiana APG II (2003) dia fanasokajiana bôtanika filôjenetika momba ny zavamaniry mamony (Angiospermae) natsangana araka ny asan' ny Angiosperm Phylogeny Group. Ny Fanasokajiana APG II no fanasokajiana faharoa navoakan' ity vondrona ity, nanarakaraka ny Fanasokajiana APG; ny fahatelo dia ny Fanasokajiana APG III (2009). Tsy toy ny fanasokajiana klasika - izay mifototra indrindra amin' ny fitoviana môrfôlôjika sy fiziôlôjika, indrindra momba ny maha lahy sy vavy - APG II dia miorina amin' ny fototarazo roa klôrôplastika sy ny fototarazo noklearin' ny ribôzôma, izay fenoin' ny amin' ny tranga sasany amin' ny angon-drakitra hafa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]