Fanampin' ny Bokin' i Daniela
Fiseho
Ny fanampin' ny Bokin' i Daniely na fanampin' ny Bokin' i Daniela dia soratra fanampiny hita ao amin' ny Bokin' i Daniely ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ôrtôdôksa. Ity tovana ity, izay tsy voasoratra tamin’ ny teny hebreo na arameana fa tamin’ ny fiteny grika, dia tsy noraisin’ ny Prôtestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanônika ao amin’ ny Baiboliny.
Fizarànan' ilay tovana
[hanova | hanova ny fango]Ahitana fizohian' andalana telo mazava izay mitambatra ho fanampiny ny Bokin' i Daniely:
Vavak' i Azariasa sy tonon-kiran' ny zatovolahy telo ao anaty afo (Dan. 3.24-49)
[hanova | hanova ny fango]- Ny amin' ilay olona hafa niditra tao amin' ny lafaoro
- Antsam-piderana nataon' izy telo
I Sozàna sy ny fitsarana nataon' i Daniely (Dan. 13)
[hanova | hanova ny fango]I Bela sy ilay bibilava nivavahan' ny Babilôniana (Dan. 14)
[hanova | hanova ny fango]- I Daniely sy ny mpisoron' i Bela (14.1-22)
- Namono an’ ilay bibilava i Daniely (14.23-30)
- Nalatsaka tao an-davaky ny liona i Daniely (14.31-42)