Fanampin'ny Bokin'i Daniela

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fanampin'ny Bokin'i Daniela na fanampin'ny Bokin'i Daniely dia soratra fanampiny hita ao amin'ny Bokin'i Daniely ao amin'ny Baiboly katolika sy ny Baiboly ortodoksa. Ity tovana ity, izay tsy voasoratra tamin’ny fiteny hebreo na arameana fa tamin’ny fiteny grika, dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.

Fizarànan'ilay tovana[hanova | hanova ny fango]

Misy fizohian'andalana telo mazava izay mitambatra ho fanampiny ny Bokin'i Daniely:

Vavak'i Azariasa sy tonon-kiran'ireo ankizilahy telo ao anaty afo (Dan. 3.24-49)[hanova | hanova ny fango]

  • Ny vavak'i Azariasa tao anaty lafaoro mitrehitra
  • Ny amin'ilay olona hafa niditra tao amin'ny lafaoro
  • Antsam-piderana nataon'izy telo

I Sozàna sy ny fitsarana nataon'i Daniely (Dan. 13)[hanova | hanova ny fango]

  • I Sozana, vehivavy nitandro ny fahamendrehany (13.1-4)
  • Raiki-pitia amin'i Sozana ny loholona jody roalahy (13.5-14)
  • Niampanga an'i Sozana ho ratsy fitondrantena ireo loholona ireo (13.15-43)
  • Asehon'i Daniely fa tsy meloka i Sozana (13.44-64)

I Bela sy ilay bibilava nivavahan'ireo Babiloniana (Dan. 14)[hanova | hanova ny fango]

  • I Daniely sy ireo mpisoron'i Bela (14.1-22)
  • Namono an’ilay bibilava i Daniely (14.23-30)
  • Nalatsaka tao an-davaky ny liona i Daniely (14.31-42)

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]