Fanamasinana
Fiseho
Ny fanamasinana dia mifandray amin' ny fahamasinana ary ilazana ny asa na ny zotra miandalana hahatongavana ho "masina". Misy dikany samihafa io teny io arakaraka ny fivavahana resahina: ao amin' ny jodaisma, ao amin' ny kristianisma, ao amin' ny silamo, sns.