Fanakona-masoandron'ny 1 Septambra 2016

Avy amin'i Wikipedia

Hisy fanakona-masoandro manana endri-peratra amin'ny 1 Septambra 2016. izany fanakona-masoandro izany dia mitranga rehefa eo anelanelan'ny Tany sy ny Masoandro ny volana, ka manakona ny masoandro raha avy amin'ny mpijery ao an-Tany. Ny fanakona-masoandro manana endri-peratra dia mitranga rehefa kely nohon'ny savaivon'ny Masoandro ny savaivon'ny Volana rehefa hita avy an an-Tany. Ny vokany dia fanakanana ny ankamaroan'ny hazavan'ny Masoandro ka mahatonga azy hanana endrika peratra.

Ny fanakona-masoandron'ny 1 Septambra 2016 dia ho hita eny amin'ny faritra afovoany sy Atsinanan'i Afrika ary handalo amin'ireto firenena sy faritra ireto:


Sary[hanova | hanova ny fango]

Fanakona-masoandro misy ifandraisana[hanova | hanova ny fango]

Fanakona-masoandro 2016-2018[hanova | hanova ny fango]

Marika[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]