FC Santos
Fiseho


Santos Futebol Clube, fantatra amin'ny anarana hoe FC Santos, dia klioba baolina kitra avy ao amin'ny tanànan'i Santos, tanàna seranan-tsambo ao amin'ny fanjakan'i São Paulo.
Ny zava-bita
[hanova | hanova ny fango]- Mondial: 1962, 1963
- Mpandresy Copa Libertadores: 1962, 1963, 2011
- Mpandresy Copa Conmebol: 1998
- Tompondakan'i Brezila: 1961, 1962, 1963, 1964, 1965, 1968, 2002, 2004
- Nandresy ny amboara Breziliana: 2010
- Tompondakan'i Sao Paulo: (22) 1935, 1955, 1956, 1958, 1960, 1961, 1962, 1964, 1965, 1967, 1968, 1969, 1973, 1978, 2007, 1973, 1978, 2007 2010, 2011, 2012, 2015, 2016
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Santos Futebol Clube |