Aller au contenu

FC São Paulo

Avy amin'i Wikipedia
Corinthians 1 x 1 FC São Paulo
FC São Paulo

Ny São Paulo Futebol Clube, fantatra amin'ny anarana hoe FC São Paulo any amin'ireo firenena miteny alemà, dia klioba ara-panatanjahantena avy any  São Paulo,  Brazila..

Fondation

[hanova | hanova ny fango]

Ny klioba dia niorina voalohany tamin'ny 25 Janoary 1930 ho São Paulo da Floresta.

Ny lobaka São Paulo FC dia fotsy misy tsipika mitsivalana mena sy mainty

Logo klioba

[hanova | hanova ny fango]

Nohaingoana kintana mena telo sy mavo roa ny logo klioba. Ireo kintana mena telo dia maneho ny anaram-boninahitra telo amin'ny fiadiana ny amboara eran-tany amin'ny Copa Libertadores/Club World Cup (1992, 1993 ary 2005). Ireo kintana mavo roa dia maneho ny medaly volamena roa an'ny atleta Adhemar da Silva.

Ny zava-bita

[hanova | hanova ny fango]
  • Copa Libertadores 1992, 1993, 2005
  • Copa Sudamericana: 2012
  • Supercopa Sudamericana: 1993
  • Tompondakan'i Brezila: 1977, 1986, 1991, 2006, 2007, 2008
  • Tompondakan'i Sao Paulo: (22 ×) 1931, 1943, 1945, 1946, 1948, 1949, 1953, 1957, 1970, 1971, 1975, 1980, 1981, 1987, 1985, 1985, 1992, 1998, 2000, 2005, 2021
  • Copa do Brasil: 2023
  • Supercup do Brasil: 2024

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]