Evanjelin'i Filipo

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Evanjelin'i Filipo na Filazantsaran'i Filipo dia evanjely gnostika izay nosoratana tokony tamin'ny taonjato faha-4. Hita tao amin'ny tranombokin'i Nag Hammadi tamin'ny taona 1945. Isan'ny soratra apokrifa ny Evanjelin'i Filipo. Tsy i Filipo mpianatr'i Jesosy no nanoratra ity evanjely ity.

Voasoratra ao amin'io evanjely io fa tia an'i Maria Magdalena i Jesosy (ka nahagaga ny mpianany izany). Tantaraina ao araka ny fomba fijery gnostika ny amin'i Maria avy any Magdala.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]