Evanjelin'i Barnabà

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Evanjelin'i Barnabà na Evanjelin'i Barnabe na Filazantsaran'i Barnabasy dia asa soratra mitantara ny fiainan'i Jesosy nosoratan'olon-tokana na maro tsy fantatra anarana, izay mety ho Miozolmana, ka mety avy tamin'ny loharanon-tsoratra tranainy kokoa avy amin'ny Jiosy kristiana. Ny kahatsoratra amin'ny teny italiana sy espaniola dia mety natao tamin'ny faran'ny taonjato faha-16. Amin'ny lafiny maro, indrindra fa ny firesahana ny amin'ny fiavian'i Mohamady dia mifanaraka amin'nyfiheveran'ny Miozolmana ny Testamenta Vaovao.

Ny Miozolmana dia tsy mihevitra io boky io ambony lanja na latsa-danja noho ireo Evanjely kanonika kristiana, ary ny fikambanana silamo sasany dia mampiasa azy mba hanohanan'izy ireo ny fiheverana araka ny fomba silamo an'i Jesosy, ka io no ataon'izy ireo fa mirakitra ny marina momba ny fanomboana an'i Jesosy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]