Euryceros prevostii
Fiseho

Ny Euryceros prevostii na siketribe na famakiakora dia karazana vorona amin' ny fianakaviana Vangidae hita amin'ny alamorana eto Madagasikara. Io no hany karazana ao amin' ny vondron-karazana Euryceros. Havana akaikin' ny siketriala ny siketribe. Nifanalavitra nanomboka tamin' ny valo hetsy taona tombanana ireo karazana roa ireo[1].

Mihinana bibikely sy biby madinika hafa ny siketribe: sifotra, androngo, hala sy foza ny zana-borona[2].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Rocamora, Gérard; Yeatman-Berthelot, Dosithée (2009). "Family Vangidae (Vangas)". In del Hoyo, Josep; Elliott, Andrew; Christie, David (eds.). Handbook of the Birds of the World. Volume 14: Bush-shrikes to Old World Sparrows. Barcelona: Lynx Edicions. pp. 142–170. ISBN 978-84-96553-50-7
- ↑ Evolution's Chimera