Hankany amin'ny vontoatiny

Eugène Cavaignac

Avy amin'i Wikipedia
Général Cavaignac

Louis Eugène Cavaignac,fantatra ihany koa amin'ny hoe General Cavaignac, teraka ny 15 Oktobra 1802 (23 Vendémiaire Taona XI) tao Paris ary maty ny 28 Oktobra 1857 tao amin'ny lapan'i Ourne any Flée, dia jeneraly ary mpitondra fanjakana frantsay.

Komandin'ny Zouaves (1840-1845), Governoran'i Alzeria (1848) avy eo Filohan'ny Filankevitry ny Minisitra tompon'andraikitra amin'ny fahefana mpanatanteraka nandritra ny taona 1848, izy dia kandidà tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 1848 saingy nodarohan'i Louis Napoléon Bonaparte.