Eucalyptus globulus
Fiseho

Ny Eucalyptus globulus dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Myrtaceae. Hazo maitso ravina mandrakariva avy any Aostralia izy io. Ambolena betsaka izy ary mety hahatratra 92 m ny haavony. Amin' ny teny malagasy izy dia atao hoe biligoma, bilogoma na kininina.