Aller au contenu

Etna

Avy amin'i Wikipedia
Etna sy Catania

Ny Tendrombohitra Etna dia volkano any  Italia any Sisila, akaikin'ny tanànan'i Catania, tanàna faharoa be mponina indrindra ao Sisila. Amin'ny 3.369 metatra ambonin'ny haabon'ny ranomasina, io no volkano mavitrika indrindra any Eoropa. Izy io no iray amin'ireo mavitrika indrindra eran-tany, ary efa ho 80 ny fipoahana nandritra ny taonjato faha-20.