Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Esôterisma
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Tree of Life, Medieval.jpg|vignette|318x318px|Ny ''Hazon' Aina'' dia aseho an' ohatra ao amin' ny kabala,, misy ny ''Sefirot''. ]] Ny '''esôterisma''' na '''ezôterisma''' dia manondro ny fampianarana miafina rehetra natokana ho an' ny mpikambana. Io teny io, izay miova hevitra, arakaraka ny vanim-potoana sy ny mpanoratra, ka ampiasaina indraindray amin' ny kolontsaim-bahoaka mba hiresahana momba ny firehan' eritreritra tsy mitovy amin' ny an' ny besinimaro izay misy zavatra miafina na hafahafa (fikambanana miafina, ôkoltisma, paranôrmaly, mazia, sns). Teo amin' ny [[Grisia Taloha|Grika fahiny]], ny mistery, toy ny [[Misterin' i Eleosisy|an' i Eleosisy]], dia nampita fampianarana esôterika. Ny teny hoe "esôterisma" koa dia nampiasaina tany amin' ny Tontolo Andrefana mba hanondroana ny fampianarana sy ny firehana, izay ao anatin' ny [[kristianisma]], an' ny fikambanana mihidy, mivondrona eo ambanin' ny anarana ankapobeny hoe ''esôterisma kristiana'' izay an' ny [[hermetisma]] kristiana manokana. Ampiasainay koa io anarana io amin' ity toe-javatra ity, mifandraika amin' ny asasoratr' i Jacob Boehme sy Jean de Ruisbroek, izay nomena ny anarana hoe asasoratra [[Teôzôfia|teôzôfika]]. Ity teny farany ity dia tsy tokony havahana amin' ny Fikambanana Teôsôfika, noforonin' i Helena Blavatsky tamin' ny 1875, izay notoherin' i René Guénon ny maha esôterika azy tamin' ny taona 1921, saingy neken' i Pierre A. Riffard tamin' ny taona 1990. Ny [[antrôpôzôfia]]<nowiki/>n' i Rudolf Steiner dia esôterisma kristiana, izay nofaritan' i Robert Sumser ho "ôkoltisma rasiônalista". Ny teny hoe "esôterisma" dia ampiasaina momba ny [[Silamo|finoana silamo]] mba hanondroana ny [[Sofisma (silamo)|sofisma]] (''tasawwuf'' amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]]). Ao amin' ny [[jodaisma]], ny fampianarana amin' ny endrika esôterika dia mivondrona amin' ny anarana hoe [[kabala]] (''Qabbala''). Ny [[taôisma]], ohatra amin' ny lafiny mifandraika amin' ny fikatsahana ny [[Tsy feteza-maty|tsy fahafatesana]], dia heverina ho esôterika ihany koa. Ny [[bodisma]] dia misy sampana esôterika (ny [[bodisma vajraiana]] tibetana, ny ''shingon'' japôney ) manoro ny fanombohana mba hahatratrarana ny nirvana. Amin' izao fotoana izao any amin' ny Tandrefana, ny teny hoe "esôterisma" dia niitatra tamin' ny firehana marobe, anisan' izany ny mazia, saingy ny fampiharana an' io teny io amin' ireo sehatra ireo dia misy manohitra, indrindra an' i René Guénon. Ankoatra izay, ny hetsika miendrika [[sekta]] sasany dia mifototra amin' ny lahatsoratra sy foto-kevitra misy vontoatiny esôterika.
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Esôterisma
: Liens de site, Description : mg