Espoo
Fiseho
60°12′N 24°39′E / 60.200°N 24.650°E
| Espoo | ||
| Velarantany | 312,35 km2 | |
| Isan'ny mponina | 314,821 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Espoo | |
Espoo (sodoa: Esbo) dia tanàna iray any amin'ny morontsiraka atsimon'i
Finlandy, izay misy mponina 314.821 (tombanana 2024). Ao anatin'ny faritr'i Helsinki Metropolitan miaraka amin'i Helsinki, Vantaa ary Kaunianen. Mizara sisintany atsinanana miaraka amin'i Helsinki sy Vantaa i Espoo.
Any avaratrandrefan'i Espoo no misy ny valan-javaboary Nuuksio. Tanàna niavian'ny mpamily Formula 1 Kimi Räikkönen izy io.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Espoo |