Eseky



Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa. Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.
Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.
Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.
Ny fitsipiky ny chess sy ny fifaninanana iraisam-pirenena dia fehezin'ny Federasiona iraisam pirenena chess (FIDE/Fédération internationale des Échecs, amin'ny teny frantsay).
FIDE [1]
[hanova | hanova ny fango]Ny federasiona iraisam-pirenena chess dia fikambanana mampivondrona fikambanam-pirenena chess 200 mahery avy amin'ny kaontinanta dimy. FIDE dia norina tao Paris, Frantsa, tamin'ny 20 Jolay 1924. Noraisiny hoteny filamatra hoe "Gens una Sumus" (Fianakaviana iray isika, amin'ny teny latina).
Ankoatra io dia mikarakara ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany (na lahy na vavy, sokajin-taona samy hafa ary fomba fanao amin'ny lalao) sy ny Olympiad Echec. Izy io koa dia manisa ny naotin'ny Elo ho an'ny mpilalao ary manome anaram-boninahitra iraisam-pirenena.
Filohan'ny FIDE
- 1924 - 1939: Alexander Rueb
Nederlandy - 1939 - 1946: Augusto de Muro
Arjentina - 1946 - 1949: Alexander Rueb
Nederlandy - 1949 - 1970: Folke Rogard
Soeda - 1970 - 1978: Max Euwe
Nederlandy - 1978 - 1982: Fridik Olafsson
Iceland - 1982 - 1995: Florencio Campomanes Filipina
- 1995 - 2018: Kirsan Ilyumzhinov
Rosia - 2018 - ....: Arkady Dvorkovich
Rosia
Tompondaka echec eran-tany
[hanova | hanova ny fango]- 1886 - 1894: Wilhelm Steinitz
Austria - 1894 - 1921: Emanuel Lasker
Alemaina - 1921 - 1927: José Raúl Capablanca
Cuba - 1927 - 1935: Alexander Alekhine
Frantsa - 1935 - 1937: Max Euwe
Nederlandy - 1937 - 1946: Alexander Alekhine
Frantsa - 1948 - 1957: Mikhail Botvinnik
FRSS - 1957 - 1958: Vasily Smyslov
FRSS - 1958 - 1960: Mikhail Botvinnik
FRSS - 1960 - 1961: Mikhail Tal
FRSS - 1961 - 1963: Mikhail Botvinnik
FRSS - 1963 - 1969: Tigran Petrosian
FRSS - 1969 - 1972: Boris Spassky
FRSS - 1972 - 1975: Robert Fischer
Etazonia - 1975 - 1985: Anatoly Karpov
FRSS - 1985 - 1993: Garry Kasparov
FRSS - 1993 - 1999: Anatoly Karpov
Rosia - 1999 - 2000: Aleksandr Khalifman
Rosia - 2000 - 2002: Viswanathan Anand
India - 2002 - 2004: Ruslan Ponomariov
Ukraine - 2004 - 2005: Rustam Kasimdzhanov
Uzbekistan - 2005 - 2006: Veselin Topalov Biolgaria
- 2006 - 2007: Vladimir Kramnik
Rosia - 2007 - 2013: Viswanathan Anand
India - 2013 - 2023: Magnus Carlsen
Norvezy - 2023 - 2024: Ding Liren
Sina - 2024 - ....: Dommaraju Gukesh
India
Correspondence chess
[hanova | hanova ny fango]Karazana echec izay ampitaina amin'ny mpifanandrina amin'ny mailaka ny hetsika. Refesina andro ny fe-potoampamaliana ary mety haharitra volana na taona my lalao iray vao vita.
Ny International Correspondence Chess Federation (ICCF) [2] naorina tamin'ny 1951, no tompon'andraikitra amin'ny fikarakarana ny Olympiad sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany.
Tompondaka Erantany ICCF
[hanova | hanova ny fango]| # | Avy...mankani | Tompondaka | Zom-pirenena | |
|---|---|---|---|---|
| 1 | 1950-1953 | Cecil Purdy | [3] | |
| 2 | 1956-1959 | Viacheslav Ragozin | [4] | |
| 3 | 1959-1962 | Alberic O'Kelly | [5] | |
| 4 | 1962-1965 | Vladimir Zagorovsky | [6] | |
| 5 | 1965-1968 | Hans Berliner | [7] | |
| 6 | 1968-1971 | Horst Rittner | [8] | |
| 7 | 1972-1976 | Jacob Estrin | [9] | |
| 8 | 1975-1980 | Jorn Sloth | [10] | |
| 9 | 1977-1983 | Tonu Oim | [11] | |
| 10 | 1978-1984 | Vytas Palciauskas | [12] | |
| 11 | 1983-1989 | Fritz Baumbach | [13] | |
| 12 | 1984-1991 | Grigory Sanakoev | [14] | |
| 13 | 1989-1998 | Mikhail Umansky | [15] | |
| 14 | 1994-2000 | Tonu Oim | [16] | |
| 15 | 1996-2002 | Gert Timmerman | [17] | |
| 16 | 1999-2004 | Tunc Hamarat | [18] | |
| 17 | 2002-2007 | Ivar Bern | [19] | |
| 18 | 2003-2005 | Joop van Oosterom | [20] | |
| 19 | 2004-2007 | Christian Leotard | [21] | |
| 20 | 2004-2011 | Pertti Lehikoinen | [22] | |
| 21 | 2005-2008 | Joop van Oosterom | [23] | |
| 22 | 2007-2010 | Aleksandr Dronov | [24] | |
| 23 | 2007-2010 | Ulrich Stephan | [25] | |
| 24 | 2009-2011 | Marjan Semri | Slôvenia | [26] |
| 25 | 2009-2013 | Fabio Finocchiaro | [27] | |
| 26 | 2010-2014 | Ron Langeveld | [28] | |
| 27 | 2011-2014 | Aleksandr Dronov | [29] | |
| 28 | 2013-2016 | Leonardo Ljubicic | [30] | |
| 29 | 2015-2018 | Aleksandr Dronov | [31] | |
| 30 | 2017-2019 | Andrey Kochemasov | [32] | |
| 31 | 2019-2022 | Fabian Stanach Christian Muck Ron Langeveld | [33] | |
| 32 | 2020-2022 | Jon Edwards | [34] | |
Lalao Olaimpika ICCF
[hanova | hanova ny fango]Ny Olympiad dia fifaninanana izay ananan'ny firenena tsirairay mpikambana ao amin'ny ICCF zo hanendry ekipa hisolo tena azy, ahitana mpilalao ara-dalàna 6 sy mpisolo toerana roa.
Dingana roa no atao: ny famaranana amin'ny Olympiad iray ny manasa-dalàna amin'ny manaraka, izay iarahana.
| # | avy... mankany | Medaly volamena | Medaly volafotsy | Medaly alimo |
|---|---|---|---|---|
| 01. | 1949-1952 | Tsekôslôvakia | ||
| 02. | 1952-1955 | Tsekôslôvakia | ||
| 03. | 1958-1961 | Iogôslavia | ||
| 04. | 1962-1964 | RDA | ||
| 05. | 1965-1968 | Tsekôslôvakia | RFA | |
| 06. | 1968-1972 | Tsekôslôvakia | RDA | |
| 07. | 1972-1976 | Bolgaria | ||
| 08. | 1977-1982 | |||
| 09. | 1982-1987 | RFA | ||
| 10. | 1987-1995 | RDA | ||
| 11. | 1992-1999 | Tsekôslôvakia | ||
| 12. | 1998-2004 | Letônia | ||
| 13. | 2004-2009 | |||
| 14. | 2002-2006 | |||
| 15. | 2006-2009 | |||
| 16. | 2010-2016 | |||
| 17. | 2009-2012 | |||
| 18. | 2012-2016 | Slôvenia | ||
| 19. | 2016-2021 | Bolgaria | ||
| 20. | 2016-2019 | |||
| 21. | 2020-2023 | Loksamborga | ||
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
References
[hanova | hanova ny fango]- ↑ FIDE
- ↑ ICCF
- ↑ 1.Tompondaka erantany
- ↑ 2.Tompondaka erantany
- ↑ 3.Tompondaka erantany
- ↑ 4.Tompondaka erantany
- ↑ 5.Tompondaka erantany
- ↑ 6.Tompondaka erantany
- ↑ 7.Tompondaka erantany
- ↑ 8.Tompondaka erantany
- ↑ 9.Tompondaka erantany
- ↑ 10.Tompondaka erantany
- ↑ 11.Tompondaka erantany
- ↑ 12.Tompondaka erantany
- ↑ 13.Tompondaka erantany
- ↑ 14.Tompondaka erantany
- ↑ 15.Tompondaka erantany
- ↑ 16.Tompondaka erantany
- ↑ 17.Tompondaka erantany
- ↑ 18.Tompondaka erantany
- ↑ 19.Tompondaka erantany
- ↑ 20.Tompondaka erantany
- ↑ 21.Tompondaka erantany
- ↑ 22.Tompondaka erantany
- ↑ 23.Tompondaka erantany
- ↑ 24.Tompondaka erantany
- ↑ 25.Tompondaka erantany
- ↑ 26.Tompondaka erantany
- ↑ 27.Tompondaka erantany
- ↑ 28.Tompondaka erantany
- ↑ 29.Tompondaka erantany
- ↑ 30.Tompondaka erantany
- ↑ 31.Tompondaka erantany
- ↑ 32.Tompondaka erantany
