Hankany amin'ny vontoatiny

Esch-sur-Alzette

Avy amin'i Wikipedia

49°30′N 05°59′E / 49.500°N 5.983°E / 49.500; 5.983

Esch-sur-Alzette
-
Velarantany14,35 km2
Haavo
Isan'ny mponina37,922
Ben'ny tanàna
Firenena Loksemborga
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaEsch-sur-Alzette

Esch-sur-Alzette (fantatra koa amin'ny anarana hoe Esch an der Alzette amin'ny teny alemà taloha Esch an der Elze) dia tanàna sy kaominina ao amin'ny Grand Duché an'i  Loksemborga ary anisan'ny kanton'i Esch. Izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin'ny firenena aorian'ny renivohitra, Loksemborga (tanàna), izay manana mponina eo amin'ny 38 000 eo ho eo.


Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]