Ericales
Fiseho

Ny Ericales dia filaharan-javamaniry lehibe izay ahitana zavamaniry mamony roa ravin-tsimoka isan-karazany. Ny karazana ao amin' io filaharana io dia manana lanjany ara-barotra lehibe, indrindra ny dite (Camellia sinensis), ny kaky (Diospyros kaki), ny ramontsina na lamoty (Vaccinium). Ity filaharana ity dia ahitana hazo, hazobotry, vahy, ahitra, ary na dia zavamaniry mpihinam-bibikely aza (ohatra, ny Sarracenia). Ity filaharana ity dia ahitana fianakaviana 22, araka ny fanasokajiana APG IV.
Fanasokajiana
[hanova | hanova ny fango]Ahitana fianakaviana 22 ny filaharana Ericales araka ny fanasokajiana APG IV: