Erbiôma
Fiseho
Ny erbiôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Er izy sy manana laharana atômika 68 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 9,07 mg/sm3.