Epistily pastoraly

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Epistola pastoraly)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Epistily pastoraly na Epistola pastoraly na Taratasy pastoraly ilazana ireo boky isan'ireo atao hoe epistily na taratasy ao amin'ny Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly izay nosoratan'i Paoly ho an'olona voatonona anarana mazava ka iresahany ny amin'ny fitaizana ny fiangonana ara-panahy sy ny fandaminana ny ao anatiny ary ny fanaraha-maso ny fampianarana ny Soratra masina izay tokony hataon'ny eveka na ny pastora. Ireto avy ireo taratasy ireo:

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]