Epistily faharoa nosoratan'i Jaona

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Epistily faharoa nosoratan'i Jaona na Epistola faharoa nosoratan'i Joany na Taratasy faharoa nosoratan'i Joany dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.

Ny anaran'ny boky[hanova | hanova ny fango]

Δεύτερη Επιστολή Ιωάννη / Deuterê Epistolê Iôannê no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa Epistula II Ioannis kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]