Epistily faharoa ho an'i Timoty

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Epistily faharoa ho an'i Timoty na Timoty faharoa dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Naman'ireo atao hoe Epistily Pastoraly nosoratan'i Paoly io epistily io. Taratasy faharoa nosoratan'i Paoly ho an'i Timoty izany, dia i Timoty izay sady mpianany no mpiara-dia aminy. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 61 sy 67 no nanoratana azy.

Ny anaran'ny boky[hanova | hanova ny fango]

Δεύτερη Επιστολή προς Τιμόθεο / Deuterê Epistolê pros Timotheo no fiantsoana azy amin'ny teny grika fa Epistula II ad Timotheum kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Epistily ho an'ny Romana,

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana,

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana,

Epistily ho an'ny Galatiana,

Epistily ho an'ny Efesiana,

Epistily ho an'ny Filipiana,

Epistily ho an'ny Kolosiana,

Epistily voalohany ho an'ny Tasaloniana,

Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana,

Epistily voalohany ho an'i Timoty,

Epistily faharoa ho an'i Timoty, Epistily ho an'i Titosy,

Epistily ho an'i Filemona