Epistily apokrifa

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Epistily apokrifa no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "epistily" nefa tsy voaray ho kanona ao amin'ny Baiboly.

Lisitr'ireo epistily apokrifa[hanova | hanova ny fango]

Ity lisitry ny epistily aseho eto ity dia tsy feno.

  • Epistilin'ny Apostoly
  • Epistilin'i Paoly ho an'ny Laodikiana
  • Epistily ho an'i Lentolosy
  • Epistilin'i Petera ho an'i Filipo
  • Epistilin'ny Barnabà
  • Epistily apokrifan'i Jakoba
  • Epistily fahatelo ho an'ny Korintiana
  • Epistilin'ny Pseodo-Titosy
  • Kerigman'i Petera
  • Kerigman'i Paoly

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]