Eorôpiôma
Fiseho
Ny eorôpiôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Eu izy sy manana laharana atômika 63 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 5,24 mg/sm3.