Endangered Languages Project
Fiseho
Ny Endangered Languages Project (ELP) dia fiaraha-miasa natomboka tamin' ny taona 2012, novolavolain' ny Google ary tohanan' ny Alliance for Linguistic Diversity. Angonin' ny mpahay teny ao amin' ny Oniversiten' i Hawaii ao Mānoa izany ary mahazo famatsiam-bola avy amin' ny National Science Foundation.
Sehatra: www.endangeredlanguages.com