Encanto
Fiseho
Encanto dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Animation Studios, ary nivoaka tamin'ny 24 Novambra 2021.
Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Stephanie Beatriz, María Cecilia Botero, John Leguizamo, Mauro Castillo, Jessica Darrow, Angie Cepeda, Carolina Gaitán, Diane Guerrero, ary i Wilmer Valderrama.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- ((en)) Encanto an'i Internet Movie Database
- ((en)) Encanto an'i Rotten Tomatoes
