Hankany amin'ny vontoatiny

Eliziane Gama

Avy amin'i Wikipedia
Eliziane Gama

Eliziane Pereira Gama Melo (teraka ny 27 Febroary 1977 tao Araguanã (Maranhão) dia mpanao gazety sady mpanao politika breziliana, mpikambana ao amin'ny Antoko Sosialista Demokratika (PSD). Senatera ao amin'ny fanjakan'i  Maranhão izy amin'izao fotoana izao, ary efa solombavambahoaka federaly teo aloha.