Aller au contenu

Elatry ny vorona

Avy amin'i Wikipedia
Goaika (Corvus albus, fianakaviana Corvidae)

Ny elatry ny vorona na ela-borona na elatra dia rantsam-batan' ny vorona, izay aniriana volom-borona manokana mba hanainga sy hanosika ary hafahan' ny vorona manidina.

Eudyptes robustus (fianakaviana Spheniscidae)

Ny vorona an-tanety tsy afa-manidina dia manana elatra kely na tsy misy mihitsy (ohatra, ny môa na Dinornithiformes). Ao amin' ny voron-drano tsy afa-manidina (ny Sphenisciformes), ny elatra dia azo ampiasaina ho fitaovam-pilomanosana.