El Alto
16°31′S 68°10′W / 16.517°S 68.167°W
El Alto
| |||
| Velarantany | 1,042 km2 | ||
| Haavo | 4 100 m | ||
| Isan'ny mponina | 885,210 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | El Alto | ||
El Alto (amin'ny teny Espaniola midika hoe haavo) dia tanàna iray any
Bolivia, miorina eo andrefan'i La Paz, izay anisan'ny distrika hatramin'ny taona 1985.
Manana mponina 885.210 i El Alto (fanisam-bahoaka 2024), ka mahatonga azy ho tanàna faharoa lehibe indrindra any Bolivia, aorian'i Santa Cruz de la Sierra (1.801.724) ary eo alohan'i La Paz (750.225) sy Cochabamba (665.482). Miaraka amin'i La Paz, izy no faritra metropolitanina be mponina indrindra any Bolivia. El Alto dia fonenan'ny orinasa indostrialy maro sy ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena avo indrindra eran-tany.
Toerana:
[hanova | hanova ny fango]El Alto dia eo anelanelan'ny 3.900 sy 4.250 metatra ambonin'ny haabon'ny ranomasina eo amin'ny lembalemba maina Altiplano. Ny velaran-tanàna manontolo dia 1.042 km².
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : El Alto |