Aller au contenu

Ekôlôjia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ekolojia)
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Zavamaniry any amin'ny tampony Ruwenzori

Ny ekôlôjia dia fandalinana siantifika ny zavatra mitranga mametra ny fizaràna sy ny fahabetsan' ny zavamananaina. Avy amin' ny teny grika hoe "oikos" ("trano") sy λόγος / logos ("siansa") ny teny hoe ekôlôjia. Siansa biôlôjika ny ekôlôjia mianatra momba ny zavamananaina (biôsenôzy) sy ny taranja fizika (biôtôpy) io zavatra rehetra manome ny ekôsistema (i Transley no namorona azy). Mianatra momba ny topan' angôvo (réseaux trophiques) sy ny angôvo mandendeha ao anatin' ny ekôsistema ilay taranja. Manondro ny fikambanan' ny miaina sy ny tontolo manodidina tsy miaina ny ekôsistema.

Bibliografia

[hanova | hanova ny fango]

Teny Frantsay

  • Roger Dajoz (2000) Précis d'écologie. Dunod, (Paris) 615 p.
  • Paul Duvigneaud La synthèse écologique : populations, communautés, écosystèmes, biosphère, noosphère Doin éditeurs 1984 ISBN 2-7040-0351-3
  • Patrick Matagne Comprendre l'écologie et son histoire. La bibliothèque du naturaliste. Les origines, les fondateurs et l'évolution d'une science..., Delachaux et Niestlé, 2002 ISBN 2-603-01268-1)

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Faritra jeneraly ny biolojia
AnatomiaBiosimiaBioinformatikaBiolojiaBiolojia momban'ny FivoaranaBiolojia momban'ny olombelonaBiolojia momban'ny ranomasinaBiolojia molekolaryBotanikaEkolojiaEgzobiolojiaJenetikaSiansa JeobiololikaMikrobiolojiaFiavin'ny fiainanaPaleontolojiaParasitolojiaFisiolojiaTaksonomiaZoolojia