Ejiptôlôjia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny ejiptôlôjia na egiptôlôjia dia vondon-taranja ao amin'ny siansan'ny maha olona andinihana an'i Ejipta (na Egipta) tamin'ny Andro Taloha, dia ireo misahana ny fiteny, ny literatiora, ny fivavahana, ny taotrano, ny zavakanto) izay mahafaoka ny vanim-potoan'ny faraôna sy ny talohan'izany ary ny taorian'izany.