Hankany amin'ny vontoatiny

Efatra

Avy amin'i Wikipedia

Ny efatra dia isa nanahary manaraka ny telo sy mialoha ny dimy. Efatra koa no intsoana ny tarehimarika 4. Isa toradroa izy io.

Kolontsaina

[hanova | hanova ny fango]

Ohabolana

[hanova | hanova ny fango]
  • Maty vao mizara efatra toa tandrok' omby.
  • Miaraka efatra manaratsy dia, telo misy ambiny, ny tokana tsy ampy fa ny roa no tsara indrindra.
  • Ny lehilahy, raha mandingana intelo, mahazo hevitra ; ny vehivavy, raha miondrika inefatra, mahazo saina.
  • Ny voa famaky indray no mandoa efatra ambatry.
  • Riran-jozoro: ka raha roa, loza; efatra, antambo ; fa telo vao mahay mifanaraka.
  • Tanana eo an-jorony efatra toy ny fihinam-boatavo mahamay.
  • Terak' ondry ririnina : izay ho donga tsy ierenana, fa zara raha misy tongotra efatra.
  • Tongotra efatra tsy indray mamindra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]