Edward V (Angletera)
Fiseho
Edward V (Angletera)
| |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Edward V (Angletera) | ||
| Teraka | 2 Novambra 1470 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | Jolay 1483 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

I Edward V (*2 Novambra 1470 -1483) dia Mpanjakan'i
Angletera tamin'ny 9 Aprily ka hatramin'ny 25 Jiona 1483. Izy no nandimby an'i Edward IV rainy, rehefa maty ity farany. Tsy nahazo satroboninahitra mihitsy i Edward V.
Mpanjakan'Angletera
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Edward IV 1461-1470 sy 1471-1483 | Edward V 1483-1483 | Richard III 1483-1485 |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Edward V of England |