Edward VII (Fanjakana Mitambatra)
Fiseho
| Edward VII | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Edward VII | ||
| Teraka | 9 Novambra 1841 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 6 May 1910 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Edward VII (Albert Edward; 9 Novambra 1841 - 6 Mey 1910 tao Londona) dia Mpanjakan'ny
Fanjakana Mitambatra sy ny Fanjakana Britanika, ary Emperora
India
, nanomboka ny 22 Janoary 1901 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1910.
Ny zanaka faharoa sy lahimatoan'ny Mpanjakavavy Victoria sy ny Printsy Albert avy any Saxe-Coburg sy Gotha
Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Victoria du Royaume-Uni 1837-1901 | EdWard VII 1901-1910 | George V 1910 -1936 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Edward VII of the United Kingdom |