Hankany amin'ny vontoatiny

Edward VIII (Fanjakana Mitambatra)

Avy amin'i Wikipedia
Edward VIII
Ankapobeny
AnaranaEdward VIII
Teraka23 Jiona 1894
Toerana-
Maty28 Mey 1972
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Fanjakana Mitambatra
Asa :
Fiainana manokana

Edward VIII (Edward Albert Christian George Andrew Patrick David, 23 Jiona 1894 - 28 Mey 1972 tao Paris), fantatra tatỳ aoriana amin'ny anarana hoe Duke of Windsor, dia Mpanjakan'ny  Fanjakana Mitambatra sy ny Fanjakana Britanika ary Emperora an'i  India , nanomboka tamin'ny 20 Janoary 1936 ka hatramin'ny nandaozany an'i Etazonia tamin'ny Desambra tamin'io taona io ihany mba hanambady an'i Wallis Simpson.

Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra mpandimby
George V
1911-1936
Edward VIII
1936-1936
George VI
1936 -1952

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]