Hankany amin'ny vontoatiny

Eduardo Pazuello

Avy amin'i Wikipedia
Eduardo Pazuello

Eduardo Pazuello (teraka ny 19 Jolay 1963 tao Rio de Janeiro) dia mpanao politika breziliana sady jeneraly ao amin'ny tafika breziliana. Solombavambahoaka federaly ho an'ny fanjakan'i Rio de Janeiro izy amin'izao fotoana izao, nofidin'ny Antoko Liberaly.[1]

Minisitry ny Fahasalamana tao Brezila izy teo anelanelan'ny taona 2020 sy 2021.

Tamin'ny 1 Jona 2021, dia notendren'i Jair Bolsonaro ho Sekretera misahana ny Fianarana Stratejika sy Sekretera misahana ny Raharaha Stratejika izy.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. (pt) www.camara.leg.br