Dynamo Kyiv
Fiseho


Futbolnyy Klub Dynamo Kyïv (okrainiana: 'Футбольний Клуб Динамо Київ), dia klioba baolina kitra Okrainiana naorina tamin'ny 1927 ary miorina ao Kyiv, renivohitry ny firenena.
Niorina tamin'ny 1923 ny klioba ary nahazo anaram-boninahitra nasionaly maro.