Durioneae
Fiseho
Ny Durioneae dia fokon-javamaniry ao anatin' ny zana-pianakaviana Helicteroideae ao amin' ny fianakavian-javamaniry Malvaceae s.l. Ity foko ity dia ahitana vondron-karazana dimy farafahakeliny, anisan' izany ny Durio, karazana filamatra.
Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]- Boschia
- Coelostegia
- Cullenia
- Durio
- Kostermansia
- Neesia