Duarte I (Portogaly)
Fiseho
Duarte I (frantsay: Édouard Ier; teraka ny 31 Oktobra 1391; maty ny 9 Septambra 1438, frantsay: Édouard Ier) no mpanjaka fahiraika ambin'ny folo tao
Portogaly nanomboka tamin'ny 1433 ka hatramin'ny 1438, ary faharoa tao amin'ny fianakavian'i Avis.
Nanjaka nanomboka ny 15 Aogositra 1433 izy—ny ampitson'ny nahafatesan-drainy—ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1438.
Tantaram-piainana
[hanova | hanova ny fango]Ny fanjakan'i Pôrtogaly nanomboka tamin'ny 1410 ka hatramin'ny 1450. Ireto ny zanaka telo an'ny mpanjaka João I avy any Pôrtogaly sy Philippa avy any Lancastre
Maty tamin'ny 9 Septambra 1438 ny mpanjaka
Mpanjakan'i Portogaly
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| João I 1385-1433 | Duarte I 1433-1438 | Afonso V 1438–1481 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Duarte of Portugal |