Hankany amin'ny vontoatiny

Dracaena trifasciata

Avy amin'i Wikipedia
Sansevieria trifasciata na Dracaena trifasciata

Ny Dracaena trifasciata dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Liliaceae na Dracaenaceae izy io araka ny fanasokajiana klasika, na ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae araka ny fanasokajiana filôjenetika. Taloha izy io dia nantsoina hoe na Sansevieria trifasciata. Teratany aty Afrika izy io, manomboka any Nizerià ka hatrany amin' ny tapany atsinanana amin' i Repoblika Demôkratikan' i Kôngô.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]