Hankany amin'ny vontoatiny

Douala

Avy amin'i Wikipedia

04°03′N 09°43′E / 4.050°N 9.717°E / 4.050; 9.717

Douala
Velarantany210 km2
Isan'ny mponina2,768,436
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Kamerona
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDouala

I Douala, no tanàna lehibe indrindra any  Kamerona izay misy mponina manodidina ny 2.768 tapitrisa (2015). Avy amin'ny vahoaka Duala no anarany. Ny renivohitra teo aloha (hatramin'ny 1920; nanomboka teo Yaoundé) dia metropolisy ara-toekarena, foibe ara-bola, indostrialy, ara-barotra ary ara-kolontsaina ary koa ivon-toeran'ny fitaterana an'ny fanjakana Afrikana Afovoany. I Douala dia renivohitry ny faritr'i Littoral


Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Any amin'ny 24 kilometatra miala ny morontsiraka Ranomasimbe Atlantika eo amoron'ny Reniranon'i Wouri no misy ilay tanàna.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]