Hankany amin'ny vontoatiny

Donus (papa)

Avy amin'i Wikipedia
Donus
Ankapobeny
AnaranaDonus
TerakaTsy fantatra
Toerana-
Maty† 11 Aprily 678
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Donus na Domus († 11 Aprily 678), zanak'i Maorisy Romana, dia Evekan'i Roma ary noho izany dia Papa nanomboka ny 2 Novambra 676 ka hatramin'ny nahafatesany.

Izy no nandimby ny Papa Adeodatus II (papa), ary i Agatho (papa) no nandimby azy.