Hankany amin'ny vontoatiny

Diyarbakır

Avy amin'i Wikipedia

37°55′N 40°14′E / 37.917°N 40.233°E / 37.917; 40.233

Diyarbakır
Velarantany2 060 km2
Isan'ny mponina1,756,353
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Torkia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDiyarbakır

Diyarbakır (tiorka:; Ottoman دیاربکر Diyâr-i Bekr, kiorda Amed, armeniana: Ἄμιδα (Amid) no tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin'ny faritra atsimo atsinanan'i  Torkia taorian'ny Anatol Gaziantep any Torkia. Diyarbakır dia mipetraka eo amin'ny lembalemba basalta eo amoron'ny ankavanan'ny Tigrisy any atsimoatsinanan'i Anatolia.

Klioba Baolina kitra

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]